Entry | zafy tsy havana | |
Elementary words | zafy ; tsy ; havana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy [1.1] | |
Explanations in French | Parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus [1.3] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Updated on 2023/01/22 |